ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
101 : 11

وَمَا ظَلَمۡنَٰهُمۡ وَلَٰكِن ظَلَمُوٓاْ أَنفُسَهُمۡۖ فَمَآ أَغۡنَتۡ عَنۡهُمۡ ءَالِهَتُهُمُ ٱلَّتِي يَدۡعُونَ مِن دُونِ ٱللَّهِ مِن شَيۡءٖ لَّمَّا جَآءَ أَمۡرُ رَبِّكَۖ وَمَا زَادُوهُمۡ غَيۡرَ تَتۡبِيبٖ

Ary tsy nanao ny tsy rariny tamin’izy ireo Izahay fa izy ireo ihany no nanao ny tsy rariny tamin’ny tenany. Ny sampin’izy ireo izay nitalahoany ankoatr’i Allah dia tsy nahavita na inona na inona tamin’izy ireo na dia kely aza. Rehefa tonga ny baikon’ny Tomponao (famaizana) dia tsy nanao afa-tsy izay nampitombo ny faty antoka ho azy ireo ihany. info
التفاسير: