ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
100 : 11

ذَٰلِكَ مِنۡ أَنۢبَآءِ ٱلۡقُرَىٰ نَقُصُّهُۥ عَلَيۡكَۖ مِنۡهَا قَآئِمٞ وَحَصِيدٞ

Izany dia anisan’ny vaovaon’ireo tanàna, izay tantarainay aminao ny momba azy ireo. Ny sasany amin’izy ireo dia mbola mitsangana, fa ireo sasany kosa dia efa rava. info
التفاسير: