ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
9 : 10

إِنَّ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ يَهۡدِيهِمۡ رَبُّهُم بِإِيمَٰنِهِمۡۖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهِمُ ٱلۡأَنۡهَٰرُ فِي جَنَّٰتِ ٱلنَّعِيمِ

Marina fa ireo izay nino sy nanao ny asa soa dia tarihin’ny Tompony làlana izy ireo nohon'ny finoan'izy ireo. Hikoriana eo ambanin’izy ireo, ireo renirano ao anatin’ireo zaridainan’ny fahafinaretana. info
التفاسير: