ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
68 : 10

قَالُواْ ٱتَّخَذَ ٱللَّهُ وَلَدٗاۗ سُبۡحَٰنَهُۥۖ هُوَ ٱلۡغَنِيُّۖ لَهُۥ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَمَا فِي ٱلۡأَرۡضِۚ إِنۡ عِندَكُم مِّن سُلۡطَٰنِۭ بِهَٰذَآۚ أَتَقُولُونَ عَلَى ٱللَّهِ مَا لَا تَعۡلَمُونَ

Miteny izy ireo hoe : “Nanan-janaka Allah”, Azy anefa ny Voninahitra sy ny Fahadiovana! Izy no Ilay manana ny ampy tanteraka. Azy avokoa izay rehetra any an-danitra sy ety ambonin’ny tany; tsy manana porofo amin’izany ianareo. Hiteny zavatra mifanohitra amin’Allah amin’izay tsy fantatrareo va ianareo ? info
التفاسير: