ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
59 : 10

قُلۡ أَرَءَيۡتُم مَّآ أَنزَلَ ٱللَّهُ لَكُم مِّن رِّزۡقٖ فَجَعَلۡتُم مِّنۡهُ حَرَامٗا وَحَلَٰلٗا قُلۡ ءَآللَّهُ أَذِنَ لَكُمۡۖ أَمۡ عَلَى ٱللَّهِ تَفۡتَرُونَ

Teneno hoe : " Moa ve hitanareo ny anjara izay nampidinin’i Allah ho Anareo ka nataonareo ho misy amin’izany, ny voarara sy ny tsy voarara ? ” Teneno hoe : " Moa ve i Allah no nanome alalana anareo amin’izany ? Na koa momba Allah no hamoronanareo lainga ? ”. info
التفاسير: