ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
2 : 10

أَكَانَ لِلنَّاسِ عَجَبًا أَنۡ أَوۡحَيۡنَآ إِلَىٰ رَجُلٖ مِّنۡهُمۡ أَنۡ أَنذِرِ ٱلنَّاسَ وَبَشِّرِ ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ أَنَّ لَهُمۡ قَدَمَ صِدۡقٍ عِندَ رَبِّهِمۡۗ قَالَ ٱلۡكَٰفِرُونَ إِنَّ هَٰذَا لَسَٰحِرٞ مُّبِينٌ

Moa ve mahagaga ireo Olona fa Izahay dia nandefa fanambarana tamin’ny lehilahy iray avy tamin’izy ireo : “ Ampitandremo ireo Olona ary lazao vaovao mahafaly ireo mpino fa manana toerana mendrika izy ireo eo anatrehan’ny Tompony." Niteny ireo tsy mpino ka nanao hoe : " Marina tokoa fa io Olona io dia tena mpanao majika miharihary.” info
التفاسير: