ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
16 : 10

قُل لَّوۡ شَآءَ ٱللَّهُ مَا تَلَوۡتُهُۥ عَلَيۡكُمۡ وَلَآ أَدۡرَىٰكُم بِهِۦۖ فَقَدۡ لَبِثۡتُ فِيكُمۡ عُمُرٗا مِّن قَبۡلِهِۦٓۚ أَفَلَا تَعۡقِلُونَ

Teneno hoe : " Raha sitrak’i Allah dia tsy novakiko taminareo izy io ary tsy nampahafantatra (Allah) Anareo ihany koa Izy. Efa niara-nipetraka Taminareo nandritry ny taona maro ny Tenako talohan’izany. Moa va tsy mandinika Ianareo ? info
التفاسير: