Terjemahan makna Alquran Alkarim - Terjemahan Berbahasa Malagasi - Pusat Terjemah Ruwwād

Abasa

external-link copy
1 : 80

عَبَسَ وَتَوَلَّىٰٓ

Niketrona izy dia nihodina, info
التفاسير:

external-link copy
2 : 80

أَن جَآءَهُ ٱلۡأَعۡمَىٰ

satria tonga teo aminy ilay jamba, info
التفاسير:

external-link copy
3 : 80

وَمَا يُدۡرِيكَ لَعَلَّهُۥ يَزَّكَّىٰٓ

tsy fantatrao angamba izy tonga mba hanadio ny fanahiny! Sao dia mba misy fahatsampan-tena ao aminy, info
التفاسير:

external-link copy
4 : 80

أَوۡ يَذَّكَّرُ فَتَنفَعَهُ ٱلذِّكۡرَىٰٓ

Na koa mahatsapa tena izy amin'ny fahampatsiahivana, info
التفاسير:

external-link copy
5 : 80

أَمَّا مَنِ ٱسۡتَغۡنَىٰ

Ho an'izay manana ny ampy kosa, info
التفاسير:

external-link copy
6 : 80

فَأَنتَ لَهُۥ تَصَدَّىٰ

dia nanatona azy am-pahazotoana ianao, info
التفاسير:

external-link copy
7 : 80

وَمَا عَلَيۡكَ أَلَّا يَزَّكَّىٰ

nefa tsy tsininao ny tsy fahadiovany, info
التفاسير:

external-link copy
8 : 80

وَأَمَّا مَن جَآءَكَ يَسۡعَىٰ

fa izay tonga nanantona anao am-pahavitrihana kosa, info
التفاسير:

external-link copy
9 : 80

وَهُوَ يَخۡشَىٰ

sady feno fahatahorana an'I Allah, info
التفاسير:

external-link copy
10 : 80

فَأَنتَ عَنۡهُ تَلَهَّىٰ

dia tsy noheverinao ny momba azy, info
التفاسير:

external-link copy
11 : 80

كَلَّآ إِنَّهَا تَذۡكِرَةٞ

Tsia! Aza manao toy izany intsony ianao! Raha ny tena marina ity dia fampahatsiahivana fotsiny ihany, info
التفاسير:

external-link copy
12 : 80

فَمَن شَآءَ ذَكَرَهُۥ

ka izay maniry izany dia hahatsiaro, info
التفاسير:

external-link copy
13 : 80

فِي صُحُفٖ مُّكَرَّمَةٖ

izay voarakitra ao amin'ny takelaka manan-kaja, info
التفاسير:

external-link copy
14 : 80

مَّرۡفُوعَةٖ مُّطَهَّرَةِۭ

sy manan-danja ary feno fahadiovana, info
التفاسير:

external-link copy
15 : 80

بِأَيۡدِي سَفَرَةٖ

eo am-pelan-tanan'ireo anjely, info
التفاسير:

external-link copy
16 : 80

كِرَامِۭ بَرَرَةٖ

mendrika sy mpakato, info
التفاسير:

external-link copy
17 : 80

قُتِلَ ٱلۡإِنسَٰنُ مَآ أَكۡفَرَهُۥ

Loza anie ho an'izay olombelona mikomy ny amin'izany, info
التفاسير:

external-link copy
18 : 80

مِنۡ أَيِّ شَيۡءٍ خَلَقَهُۥ

Fa avy tamin'inona moa no nahariana azy? info
التفاسير:

external-link copy
19 : 80

مِن نُّطۡفَةٍ خَلَقَهُۥ فَقَدَّرَهُۥ

avy tamin'ny piti-dranon'aina no nahariana azy, ary avy eo dia nofaritany ny anjaran'io olona io, info
التفاسير:

external-link copy
20 : 80

ثُمَّ ٱلسَّبِيلَ يَسَّرَهُۥ

ary avy eo dia nakamorainy ny lalan-kombany, info
التفاسير:

external-link copy
21 : 80

ثُمَّ أَمَاتَهُۥ فَأَقۡبَرَهُۥ

Dia nampandaloviny fahafatesana izy ary nalevina, info
التفاسير:

external-link copy
22 : 80

ثُمَّ إِذَا شَآءَ أَنشَرَهُۥ

koa raha sitrak'I Allah dia mbola hatsangany amin'ny maty izy, info
التفاسير:

external-link copy
23 : 80

كَلَّا لَمَّا يَقۡضِ مَآ أَمَرَهُۥ

Nefa indrisy! Fa tsy nanatanteraka ireo izay nandidiana azy izy! info
التفاسير:

external-link copy
24 : 80

فَلۡيَنظُرِ ٱلۡإِنسَٰنُ إِلَىٰ طَعَامِهِۦٓ

Aoka anefa ny olombelona handinika ireo sakafo fivelomany, info
التفاسير:

external-link copy
25 : 80

أَنَّا صَبَبۡنَا ٱلۡمَآءَ صَبّٗا

nampidiniko ihany koa ny rano sesehena, info
التفاسير:

external-link copy
26 : 80

ثُمَّ شَقَقۡنَا ٱلۡأَرۡضَ شَقّٗا

Avy eo, nataoko mba hahavokatra ny tany, info
التفاسير:

external-link copy
27 : 80

فَأَنۢبَتۡنَا فِيهَا حَبّٗا

ka nampitsimoako avy ao ireo voa mahavelona, info
التفاسير:

external-link copy
28 : 80

وَعِنَبٗا وَقَضۡبٗا

dia ny voaloboka sy ny anana amam-bilona, info
التفاسير:

external-link copy
29 : 80

وَزَيۡتُونٗا وَنَخۡلٗا

ny hazo ny oliva sy ny hazo ny antrendry info
التفاسير:

external-link copy
30 : 80

وَحَدَآئِقَ غُلۡبٗا

ireo saha midoroboka, info
التفاسير:

external-link copy
31 : 80

وَفَٰكِهَةٗ وَأَبّٗا

voankazo sy karazan'ahitra, info
التفاسير:

external-link copy
32 : 80

مَّتَٰعٗا لَّكُمۡ وَلِأَنۡعَٰمِكُمۡ

mba hahasoa anareo sy ireo biby fiompinareo, info
التفاسير:

external-link copy
33 : 80

فَإِذَا جَآءَتِ ٱلصَّآخَّةُ

koa rehefa ho tonga ilay antso tsy hifandrenesana, info
التفاسير:

external-link copy
34 : 80

يَوۡمَ يَفِرُّ ٱلۡمَرۡءُ مِنۡ أَخِيهِ

amin'ny andro izay handosiran'olombelona ny rahalahiny, info
التفاسير:

external-link copy
35 : 80

وَأُمِّهِۦ وَأَبِيهِ

ny reniny sy ny rainy; info
التفاسير:

external-link copy
36 : 80

وَصَٰحِبَتِهِۦ وَبَنِيهِ

ary ny vady aman-janany. info
التفاسير:

external-link copy
37 : 80

لِكُلِّ ٱمۡرِيٕٖ مِّنۡهُمۡ يَوۡمَئِذٖ شَأۡنٞ يُغۡنِيهِ

ny olona tsirairay amin'izy ireo, amin'izay andro izay dia ny hahasoa ny tenany no himasoany. info
التفاسير:

external-link copy
38 : 80

وُجُوهٞ يَوۡمَئِذٖ مُّسۡفِرَةٞ

hisy amin'izany andro izany ireo endrika feno hazavana, info
التفاسير:

external-link copy
39 : 80

ضَاحِكَةٞ مُّسۡتَبۡشِرَةٞ

faly sy mirana, info
التفاسير:

external-link copy
40 : 80

وَوُجُوهٞ يَوۡمَئِذٍ عَلَيۡهَا غَبَرَةٞ

ao koa anefa, amin'izay andro izay, ireo endrika mihosom-bovoka, info
التفاسير:

external-link copy
41 : 80

تَرۡهَقُهَا قَتَرَةٌ

sy mivalo mainty, info
التفاسير:

external-link copy
42 : 80

أُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلۡكَفَرَةُ ٱلۡفَجَرَةُ

Izy ireo no tsy mpino sy tsy mataho-tody, info
التفاسير: