Terjemahan makna Alquran Alkarim - Terjemahan Berbahasa Malagasi - Pusat Terjemah Ruwwād

external-link copy
10 : 66

ضَرَبَ ٱللَّهُ مَثَلٗا لِّلَّذِينَ كَفَرُواْ ٱمۡرَأَتَ نُوحٖ وَٱمۡرَأَتَ لُوطٖۖ كَانَتَا تَحۡتَ عَبۡدَيۡنِ مِنۡ عِبَادِنَا صَٰلِحَيۡنِ فَخَانَتَاهُمَا فَلَمۡ يُغۡنِيَا عَنۡهُمَا مِنَ ٱللَّهِ شَيۡـٔٗا وَقِيلَ ٱدۡخُلَا ٱلنَّارَ مَعَ ٱلدَّٰخِلِينَ

Nataon’Allah fanoharana ho an’ireo tsy mpino ny vadin’i Noa sy ny vadin’i Lota. Teo ambany fahefan’ireo mpanomponay roa tena tsara fitondran-tena izy ireo, namitaka avokoa izy roa, ka tsy nahavitana na inona na inona teo anatrehan’I Allah izy ireo, ary dia voalaza fa miditra ao amin’ny afo izy roa vavy, miaraka amin’ireo izay miditra ao. info
التفاسير: