Terjemahan makna Alquran Alkarim - Terjemahan Berbahasa Malagasi - Pusat Terjemah Ruwwād

external-link copy
91 : 5

إِنَّمَا يُرِيدُ ٱلشَّيۡطَٰنُ أَن يُوقِعَ بَيۡنَكُمُ ٱلۡعَدَٰوَةَ وَٱلۡبَغۡضَآءَ فِي ٱلۡخَمۡرِ وَٱلۡمَيۡسِرِ وَيَصُدَّكُمۡ عَن ذِكۡرِ ٱللَّهِ وَعَنِ ٱلصَّلَوٰةِۖ فَهَلۡ أَنتُم مُّنتَهُونَ

Tena marina fa i Satana dia mila handatsaka anareo ao anaty fifanoherana sy ny fifankahalana avy amin’ny toaka sy ny loka, ary hanakana anareo amin’ny fahatsiarovana an'I Allah sy amin’ny vavaka fanompoana. Ka moa ve hitsahatra amin’izany ianareo ? info
التفاسير: