Terjemahan makna Alquran Alkarim - Terjemahan Berbahasa Malagasi - Pusat Terjemah Ruwwād

external-link copy
182 : 2

فَمَنۡ خَافَ مِن مُّوصٖ جَنَفًا أَوۡ إِثۡمٗا فَأَصۡلَحَ بَيۡنَهُمۡ فَلَآ إِثۡمَ عَلَيۡهِۚ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Ka izay matahotra fiangarana na fahotana avy amin’ny mpanao ny didim-pananana ka nitsangana nandamina ny disadisa teo anivon’izy ireo, dia tsy misy fahotana ny aminy.tena marina fa Allah dia mpamela heloka sy be fiantrana. info
التفاسير: