Terjemahan makna Alquran Alkarim - Terjemahan Berbahasa Malagasi - Pusat Terjemah Ruwwād

external-link copy
145 : 2

وَلَئِنۡ أَتَيۡتَ ٱلَّذِينَ أُوتُواْ ٱلۡكِتَٰبَ بِكُلِّ ءَايَةٖ مَّا تَبِعُواْ قِبۡلَتَكَۚ وَمَآ أَنتَ بِتَابِعٖ قِبۡلَتَهُمۡۚ وَمَا بَعۡضُهُم بِتَابِعٖ قِبۡلَةَ بَعۡضٖۚ وَلَئِنِ ٱتَّبَعۡتَ أَهۡوَآءَهُم مِّنۢ بَعۡدِ مَا جَآءَكَ مِنَ ٱلۡعِلۡمِ إِنَّكَ إِذٗا لَّمِنَ ٱلظَّٰلِمِينَ

Na dia hampiseho amin’ireo izay nomena ny boky ireo porofo famantarana rehetra aza ianao, dia tsy hanaraka ny fitodihanao (kibla) velively izy ireo! Ary tsy ianao ihany koa anefa no tokony hanaraka ny fitodihany; fa na ny andaniny amin’izy ireo aza tsy manaraka ny fitodihan’ny an-kilany. Fa raha nanaraka ny sitrapon’izy ireo ianao taorian’ny nahazoanao ny fahalalàna, dia lazaiko marimarina aminao, fa isan’ireo mpanao ny tsy rariny ianao. info
التفاسير: