Terjemahan makna Alquran Alkarim - Terjemahan Berbahasa Malagasi - Pusat Terjemah Ruwwād

external-link copy
20 : 18

إِنَّهُمۡ إِن يَظۡهَرُواْ عَلَيۡكُمۡ يَرۡجُمُوكُمۡ أَوۡ يُعِيدُوكُمۡ فِي مِلَّتِهِمۡ وَلَن تُفۡلِحُوٓاْ إِذًا أَبَدٗا

Tena marina fa raha mahatsikaritra anareo izy ireo dia ho torahan’izy ireo vato ianareo, na haverin’izy ireo amin’ny finoany, ka dia tsy hahita fahombiazana intsony ianareo. info
التفاسير: