Terjemahan makna Alquran Alkarim - Terjemahan Berbahasa Malagasi - Pusat Terjemah Ruwwād

external-link copy
37 : 11

وَٱصۡنَعِ ٱلۡفُلۡكَ بِأَعۡيُنِنَا وَوَحۡيِنَا وَلَا تُخَٰطِبۡنِي فِي ٱلَّذِينَ ظَلَمُوٓاْ إِنَّهُم مُّغۡرَقُونَ

Ary manamboara sambo fiara Ianao eo imasonay sy araka ny fanambaranay, ary aoka Ianao tsy hitaraina Amiko intsony mahakasika ireo izay nanao ny tsy rariny, tena marina fa izy ireo dia ho rendrika avokoa ”. info
التفاسير: