क़ुरआन के अर्थों का अनुवाद - मालागासी अनुवाद - अनुवाद अग्रदूत केंद्र

external-link copy
75 : 9

۞ وَمِنۡهُم مَّنۡ عَٰهَدَ ٱللَّهَ لَئِنۡ ءَاتَىٰنَا مِن فَضۡلِهِۦ لَنَصَّدَّقَنَّ وَلَنَكُونَنَّ مِنَ ٱلصَّٰلِحِينَ

Ary nisy tamin’izy ireo nanao teny fampanantenana tamin’Allah hoe : “Raha manome ny fahasoavany aminay Izy, dia handoa ny harena fiantrana (zakat) izahay, ary ho isan’ireo olona tsara”. info
التفاسير: