क़ुरआन के अर्थों का अनुवाद - मालागासी अनुवाद - अनुवाद अग्रदूत केंद्र

external-link copy
52 : 8

كَدَأۡبِ ءَالِ فِرۡعَوۡنَ وَٱلَّذِينَ مِن قَبۡلِهِمۡۚ كَفَرُواْ بِـَٔايَٰتِ ٱللَّهِ فَأَخَذَهُمُ ٱللَّهُ بِذُنُوبِهِمۡۚ إِنَّ ٱللَّهَ قَوِيّٞ شَدِيدُ ٱلۡعِقَابِ

Tahaka izany koa no nataon’ireo olon’i Faraona sy ireo izay talohan’izy ireo ka tsy nino ireo porofo famantaran’i Allah, dia nosazin’i Allah izy ireo nohon'ny fahotany. Allah dia tena mahery sy henjana fanasaziana. info
التفاسير: