क़ुरआन के अर्थों का अनुवाद - मालागासी अनुवाद - अनुवाद अग्रदूत केंद्र

external-link copy
143 : 3

وَلَقَدۡ كُنتُمۡ تَمَنَّوۡنَ ٱلۡمَوۡتَ مِن قَبۡلِ أَن تَلۡقَوۡهُ فَقَدۡ رَأَيۡتُمُوهُ وَأَنتُمۡ تَنظُرُونَ

Ary naniry fahafatesana tokoa Ianareo, talohan’ny niatrehanareo izany. Ka tena hitanareo izany, sady Ianareo mbola eo am-pijerena Azy. info
التفاسير: