क़ुरआन के अर्थों का अनुवाद - मालागासी अनुवाद - अनुवाद अग्रदूत केंद्र

external-link copy
30 : 25

وَقَالَ ٱلرَّسُولُ يَٰرَبِّ إِنَّ قَوۡمِي ٱتَّخَذُواْ هَٰذَا ٱلۡقُرۡءَانَ مَهۡجُورٗا

Ary niteny ilay Iraka hoe : “Tompo ô ! Marina fa ny vahoakako dia nandray ity Kor’any ity ho zavatra tsinontsinona.” info
التفاسير: