क़ुरआन के अर्थों का अनुवाद - मालागासी अनुवाद - अनुवाद अग्रदूत केंद्र

external-link copy
127 : 2

وَإِذۡ يَرۡفَعُ إِبۡرَٰهِـۧمُ ٱلۡقَوَاعِدَ مِنَ ٱلۡبَيۡتِ وَإِسۡمَٰعِيلُ رَبَّنَا تَقَبَّلۡ مِنَّآۖ إِنَّكَ أَنتَ ٱلسَّمِيعُ ٱلۡعَلِيمُ

Ary raha nampiakatra ilay andritrano i Ibrahim sy Ismail ka niteny hoe : “Tomponay ô! Ekeo ny asa vitanay! Fa Ianao ilay Mandre sy Mahalala ny zavatra rehetra”. info
التفاسير: