क़ुरआन के अर्थों का अनुवाद - मालागासी अनुवाद - अनुवाद अग्रदूत केंद्र

external-link copy
124 : 2

۞ وَإِذِ ٱبۡتَلَىٰٓ إِبۡرَٰهِـۧمَ رَبُّهُۥ بِكَلِمَٰتٖ فَأَتَمَّهُنَّۖ قَالَ إِنِّي جَاعِلُكَ لِلنَّاسِ إِمَامٗاۖ قَالَ وَمِن ذُرِّيَّتِيۖ قَالَ لَا يَنَالُ عَهۡدِي ٱلظَّٰلِمِينَ

Ary tsarovinareo, raha nahazo fitsapana tamin’ny Tompony i Ibrahim tamin’ny alàlan’ireo teny, ka dia tanterany tokoa izany. Niteny taminy Izy : “Lazaiko ary hamafisiko, fa nanapa-kevitra ny hanendry anao ho mpitarika (Imam) ny olombelona Aho”. Dia hoy izy nanontany : “Ary izany va hahakasika ireo taranako?”, namaly azy Allah : “Tsy ho voakasiky ny fanekeko ireo mpanao ny tsy rariny”. info
التفاسير: