क़ुरआन के अर्थों का अनुवाद - मालागासी अनुवाद - अनुवाद अग्रदूत केंद्र

Al-falaq

external-link copy
1 : 113

قُلۡ أَعُوذُ بِرَبِّ ٱلۡفَلَقِ

Lazao hoe : "Izaho dia mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny maraina vao mangiran-dratsy, info
التفاسير:

external-link copy
2 : 113

مِن شَرِّ مَا خَلَقَ

manoloana ny haratsiana ataon’ny zavatra nohariany info
التفاسير:

external-link copy
3 : 113

وَمِن شَرِّ غَاسِقٍ إِذَا وَقَبَ

sy ny kitroky ny aizina rehefa alina tanteraka ny andro info
التفاسير:

external-link copy
4 : 113

وَمِن شَرِّ ٱلنَّفَّٰثَٰتِ فِي ٱلۡعُقَدِ

Hanohitra ny haratsian'ireo mpamosavy, mpitsoka amin'ny vona Izy, info
التفاسير:

external-link copy
5 : 113

وَمِن شَرِّ حَاسِدٍ إِذَا حَسَدَ

sy ny haratsian’ireo mpialona rehefa velom-pialonana info
التفاسير: