કુરઆન મજીદના શબ્દોનું ભાષાંતર - માલાગાશી ભાષામાં અનુવાદ - રવ્વાદ ભાષાંતર કેન્દ્ર

external-link copy
115 : 9

وَمَا كَانَ ٱللَّهُ لِيُضِلَّ قَوۡمَۢا بَعۡدَ إِذۡ هَدَىٰهُمۡ حَتَّىٰ يُبَيِّنَ لَهُم مَّا يَتَّقُونَۚ إِنَّ ٱللَّهَ بِكُلِّ شَيۡءٍ عَلِيمٌ

Ary tsy fanaon’i Allah ny hamery ny vahoaka taorian’ny nitarihany azy ireo lalàna mandra-panazavany tamin’izy ireo tsara izay tokony hatahoran’izy ireo. Tena marina fa i Allah dia Mahafantatra ny zava-drehetra. info
التفاسير: