કુરઆન મજીદના શબ્દોનું ભાષાંતર - માલાગાશી ભાષામાં અનુવાદ - રવ્વાદ ભાષાંતર કેન્દ્ર

external-link copy
45 : 8

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ إِذَا لَقِيتُمۡ فِئَةٗ فَٱثۡبُتُواْ وَٱذۡكُرُواْ ٱللَّهَ كَثِيرٗا لَّعَلَّكُمۡ تُفۡلِحُونَ

Oh Ianareo izay nino, raha mifanatrika amin’ny andian-tafika (fahavalo) Ianareo, dia aoka ho vonon-kiatrika ianareo ary mahatsiarova Allah imbetsaka, angamba hahazo fahombiazana Ianareo. info
التفاسير: