કુરઆન મજીદના શબ્દોનું ભાષાંતર - માલાગાશી ભાષામાં અનુવાદ - રવ્વાદ ભાષાંતર કેન્દ્ર

external-link copy
5 : 4

وَلَا تُؤۡتُواْ ٱلسُّفَهَآءَ أَمۡوَٰلَكُمُ ٱلَّتِي جَعَلَ ٱللَّهُ لَكُمۡ قِيَٰمٗا وَٱرۡزُقُوهُمۡ فِيهَا وَٱكۡسُوهُمۡ وَقُولُواْ لَهُمۡ قَوۡلٗا مَّعۡرُوفٗا

Ary aza omena ireo tsy ampy saina [62] ireo fanananareo, izay nataon’i Allah mba ho fivelomanareo. Ary omeo ampahany amin’izany ho anjara sakafon'izy ireo, sy ampitafianareo, ary mitenena amin’izy ireo amim-pahamendrehana Ianareo. info
التفاسير: