કુરઆન મજીદના શબ્દોનું ભાષાંતર - માલાગાશી ભાષામાં અનુવાદ - રવ્વાદ ભાષાંતર કેન્દ્ર

external-link copy
79 : 3

مَا كَانَ لِبَشَرٍ أَن يُؤۡتِيَهُ ٱللَّهُ ٱلۡكِتَٰبَ وَٱلۡحُكۡمَ وَٱلنُّبُوَّةَ ثُمَّ يَقُولَ لِلنَّاسِ كُونُواْ عِبَادٗا لِّي مِن دُونِ ٱللَّهِ وَلَٰكِن كُونُواْ رَبَّٰنِيِّـۧنَ بِمَا كُنتُمۡ تُعَلِّمُونَ ٱلۡكِتَٰبَ وَبِمَا كُنتُمۡ تَدۡرُسُونَ

Tsy mbola nisy olombelona nomen’Allah ny boky sy ny fahendrena, ary ny faminaniana ka mahasahy miteny amin’ny olona hoe: “Manompoa ahy ianareo, fa aza manompo an’Allah”, fa hiteny kosa izy : “Aoka ianareo hifantoka tanteraka amin’ny Tompo Zanahary, noho ianareo nampianatra ilay boky izay nandalinanareo izany”. info
التفاسير: