કુરઆન મજીદના શબ્દોનું ભાષાંતર - માલાગાશી ભાષામાં અનુવાદ - રવ્વાદ ભાષાંતર કેન્દ્ર

external-link copy
129 : 3

وَلِلَّهِ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَمَا فِي ٱلۡأَرۡضِۚ يَغۡفِرُ لِمَن يَشَآءُ وَيُعَذِّبُ مَن يَشَآءُۚ وَٱللَّهُ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Ary an’i Allah ny any amin’ireo lanitra sy ny eto an-tany, mamela heloka ho an’izay sitrany Izy, ary manasazy izay sitrany koa Izy. Ary i Allah dia be Famelan-keloka sy be Indrafo. info
التفاسير: