કુરઆન મજીદના શબ્દોનું ભાષાંતર - માલાગાશી ભાષામાં અનુવાદ - રવ્વાદ ભાષાંતર કેન્દ્ર

external-link copy
70 : 10

مَتَٰعٞ فِي ٱلدُّنۡيَا ثُمَّ إِلَيۡنَا مَرۡجِعُهُمۡ ثُمَّ نُذِيقُهُمُ ٱلۡعَذَابَ ٱلشَّدِيدَ بِمَا كَانُواْ يَكۡفُرُونَ

Izany dia fahafinaretana mandalo eto an-tany ary dia aty Aminay no fiverenan’izy ireo, avy eo ihany koa dia hampandramananay azy ireo ny sazy mahery vaika nohon'izy ireo tsy nino no sady tsy manampinoana. info
التفاسير: