Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
36 : 9

إِنَّ عِدَّةَ ٱلشُّهُورِ عِندَ ٱللَّهِ ٱثۡنَا عَشَرَ شَهۡرٗا فِي كِتَٰبِ ٱللَّهِ يَوۡمَ خَلَقَ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضَ مِنۡهَآ أَرۡبَعَةٌ حُرُمٞۚ ذَٰلِكَ ٱلدِّينُ ٱلۡقَيِّمُۚ فَلَا تَظۡلِمُواْ فِيهِنَّ أَنفُسَكُمۡۚ وَقَٰتِلُواْ ٱلۡمُشۡرِكِينَ كَآفَّةٗ كَمَا يُقَٰتِلُونَكُمۡ كَآفَّةٗۚ وَٱعۡلَمُوٓاْ أَنَّ ٱللَّهَ مَعَ ٱلۡمُتَّقِينَ

Ny isan’ireo volana eo anatrehan’i Allah dia roa ambin’ny folo araka ny voasoratra ao amin’ny Bokin’i Allah, tamin’ny andro nahariany ireo lanitra sy ny tany, misy efatra amin’izy ireo no volana masina (Rajab, zol-kaida, zol-hajy, moharam) : izany no finoana mahitsy. Aza manao ny tsy rariny amin’ny tenanareo ianareo (amin’ireo volana masina ireo). Ary miadiva tsy ankanavaka ianareo amin’ireo mpanompo sampy, tahaka izy ireo miady aminareo tsy manavakavaka. Ary fantaro fa i Allah dia miaraka amin’ireo manam-patahorana (Azy). info
التفاسير: