Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
35 : 9

يَوۡمَ يُحۡمَىٰ عَلَيۡهَا فِي نَارِ جَهَنَّمَ فَتُكۡوَىٰ بِهَا جِبَاهُهُمۡ وَجُنُوبُهُمۡ وَظُهُورُهُمۡۖ هَٰذَا مَا كَنَزۡتُمۡ لِأَنفُسِكُمۡ فَذُوقُواْ مَا كُنتُمۡ تَكۡنِزُونَ

Amin’izany andro izany, dia hafanaina amin’ny afobe ireo volamena sy volafotsy, ka dorana amin’izany ny handriny, ny tahezany sy ny lamosin’izy ireo, inty ilay nangoninareo ho an’ny tenanareo, ka andramonareo ankehitriny izay nangoninareo. info
التفاسير: