Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
116 : 9

إِنَّ ٱللَّهَ لَهُۥ مُلۡكُ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِۖ يُحۡيِۦ وَيُمِيتُۚ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ ٱللَّهِ مِن وَلِيّٖ وَلَا نَصِيرٖ

Tena marina fa an’i Allah ny fanjakana any amin’ireo lanitra sy ny tany, mamelona sy mamono Izy ka tsy misy afa-tsy i Allah irery ihany no Mpiahy sy Mpanavotra Anareo. info
التفاسير: