Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
111 : 9

۞ إِنَّ ٱللَّهَ ٱشۡتَرَىٰ مِنَ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ أَنفُسَهُمۡ وَأَمۡوَٰلَهُم بِأَنَّ لَهُمُ ٱلۡجَنَّةَۚ يُقَٰتِلُونَ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ فَيَقۡتُلُونَ وَيُقۡتَلُونَۖ وَعۡدًا عَلَيۡهِ حَقّٗا فِي ٱلتَّوۡرَىٰةِ وَٱلۡإِنجِيلِ وَٱلۡقُرۡءَانِۚ وَمَنۡ أَوۡفَىٰ بِعَهۡدِهِۦ مِنَ ٱللَّهِۚ فَٱسۡتَبۡشِرُواْ بِبَيۡعِكُمُ ٱلَّذِي بَايَعۡتُم بِهِۦۚ وَذَٰلِكَ هُوَ ٱلۡفَوۡزُ ٱلۡعَظِيمُ

Marina fa i Allah dia nividy tamin’ireo mpino ny tenan’izy ireo sy ny fananany ho takalon’ny paradisa. Miady amin’ny làlan’i Allah izy ireo, ka namono nahafaty izy ireo ary nisy maty novonoina ihany koa. Izany no fampanantenana marina avy Aminy ao amin’ny Thora sy ny Evanjely ary ny Koroany. Fifanekena nataony tamin’i Allah. Iza moa no mendrika kokoa noho i Allah eo amin’ny fanatanterahana ny fifanekeny ? Mifalia àry Ianareo nohon'ny fifanakalozana nifanaovanareo Taminy. Izany no fahombiazana miezinezina lehibe indrindra. info
التفاسير: