Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
110 : 9

لَا يَزَالُ بُنۡيَٰنُهُمُ ٱلَّذِي بَنَوۡاْ رِيبَةٗ فِي قُلُوبِهِمۡ إِلَّآ أَن تَقَطَّعَ قُلُوبُهُمۡۗ وَٱللَّهُ عَلِيمٌ حَكِيمٌ

Ny trano izay naorin’izy ireo dia loharanon’ny fisalasalana mandrakariva ao am-pon’izy ireo, mandra-paharovitry ny fon’izy ireo. Ary i Allah dia be Fahalalana sy be Fahendrena. info
التفاسير: