Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
66 : 5

وَلَوۡ أَنَّهُمۡ أَقَامُواْ ٱلتَّوۡرَىٰةَ وَٱلۡإِنجِيلَ وَمَآ أُنزِلَ إِلَيۡهِم مِّن رَّبِّهِمۡ لَأَكَلُواْ مِن فَوۡقِهِمۡ وَمِن تَحۡتِ أَرۡجُلِهِمۚ مِّنۡهُمۡ أُمَّةٞ مُّقۡتَصِدَةٞۖ وَكَثِيرٞ مِّنۡهُمۡ سَآءَ مَا يَعۡمَلُونَ

Ary raha tena nampihatra ny Toraty sy Evanjily izy ireo sy izay nampidinina tamin’izy ireo avy tamin’ny Tompony dia tena nihinana an-kafaliana ny avy ao amboniny sy ny avy ao ambanin’ny tongony izy ireo. Misy amin’izy ireo no vahoaka mandala ny fomba mendrika ary maro amin’izy ireo no ratsy tokoa ny asa izay ataony. info
التفاسير: