Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
64 : 5

وَقَالَتِ ٱلۡيَهُودُ يَدُ ٱللَّهِ مَغۡلُولَةٌۚ غُلَّتۡ أَيۡدِيهِمۡ وَلُعِنُواْ بِمَا قَالُواْۘ بَلۡ يَدَاهُ مَبۡسُوطَتَانِ يُنفِقُ كَيۡفَ يَشَآءُۚ وَلَيَزِيدَنَّ كَثِيرٗا مِّنۡهُم مَّآ أُنزِلَ إِلَيۡكَ مِن رَّبِّكَ طُغۡيَٰنٗا وَكُفۡرٗاۚ وَأَلۡقَيۡنَا بَيۡنَهُمُ ٱلۡعَدَٰوَةَ وَٱلۡبَغۡضَآءَ إِلَىٰ يَوۡمِ ٱلۡقِيَٰمَةِۚ كُلَّمَآ أَوۡقَدُواْ نَارٗا لِّلۡحَرۡبِ أَطۡفَأَهَا ٱللَّهُۚ وَيَسۡعَوۡنَ فِي ٱلۡأَرۡضِ فَسَادٗاۚ وَٱللَّهُ لَا يُحِبُّ ٱلۡمُفۡسِدِينَ

Ary niteny ireo jiosy hoe: "Ny tanan’I Allah dia mikombona". Ny Tanan’izy ireo no mikombona ary voahozona izy ireo noho ny teny nataony. Tsia! Ny tanany roa dia mivelatra tsara sy mizara araka izay sitrany Izy. Ary tena marina fa izay nampidinina taminao avy amin’ny Tomponao dia tena hampitombo betsaka amin’ny ankamaroan’izy ireo ny fihoaram-pefy sy ny tsy finoana. Ary norangitina tamin’izy ireo ny fifanoherana sy ny fifankahalana, mandra-pahatongan’ny andron’ny fitsanganana. Isaky izy ireo mandrehitra afo ho amin’ny ady dia vonoin’I Allah izany. Ary miezaka izy ireo mampiely eto ambonin-tany ny asa fanimbana. Ary I Allah dia tsy tia ireo mpanao ny asa fanimbana. info
التفاسير: