Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
16 : 5

يَهۡدِي بِهِ ٱللَّهُ مَنِ ٱتَّبَعَ رِضۡوَٰنَهُۥ سُبُلَ ٱلسَّلَٰمِ وَيُخۡرِجُهُم مِّنَ ٱلظُّلُمَٰتِ إِلَى ٱلنُّورِ بِإِذۡنِهِۦ وَيَهۡدِيهِمۡ إِلَىٰ صِرَٰطٖ مُّسۡتَقِيمٖ

Allah dia mitari-dalana, avy amin’ny alalan’izany (boky masina korany), izay manaraka ny sitrapony, mankany amin’ireo lalan’ny fiadanana, ary mamoaka azy ireo avy amin’ny haizina mankany amin’ny fahazavana noho ny fahasoavany. Ary mitari-dalana azy ireo mankany amin’ny lalana mahitsy. info
التفاسير: