Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
108 : 5

ذَٰلِكَ أَدۡنَىٰٓ أَن يَأۡتُواْ بِٱلشَّهَٰدَةِ عَلَىٰ وَجۡهِهَآ أَوۡ يَخَافُوٓاْ أَن تُرَدَّ أَيۡمَٰنُۢ بَعۡدَ أَيۡمَٰنِهِمۡۗ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَ وَٱسۡمَعُواْۗ وَٱللَّهُ لَا يَهۡدِي ٱلۡقَوۡمَ ٱلۡفَٰسِقِينَ

Izany no fomba mahomby indrindra mba hijoroan’izy ireo vavolombelona amin’ny tena endriny, na koa hatahotra izy ireo mba tsy haverina ny fianianana aorian’ny fianianan’izy ireo. Ary matahora an'I Allah ianareo sy mihainoa ary Allah dia tsy mitari-dalana ny vahoaka mpanao ratsy. info
التفاسير: