Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
25 : 4

وَمَن لَّمۡ يَسۡتَطِعۡ مِنكُمۡ طَوۡلًا أَن يَنكِحَ ٱلۡمُحۡصَنَٰتِ ٱلۡمُؤۡمِنَٰتِ فَمِن مَّا مَلَكَتۡ أَيۡمَٰنُكُم مِّن فَتَيَٰتِكُمُ ٱلۡمُؤۡمِنَٰتِۚ وَٱللَّهُ أَعۡلَمُ بِإِيمَٰنِكُمۚ بَعۡضُكُم مِّنۢ بَعۡضٖۚ فَٱنكِحُوهُنَّ بِإِذۡنِ أَهۡلِهِنَّ وَءَاتُوهُنَّ أُجُورَهُنَّ بِٱلۡمَعۡرُوفِ مُحۡصَنَٰتٍ غَيۡرَ مُسَٰفِحَٰتٖ وَلَا مُتَّخِذَٰتِ أَخۡدَانٖۚ فَإِذَآ أُحۡصِنَّ فَإِنۡ أَتَيۡنَ بِفَٰحِشَةٖ فَعَلَيۡهِنَّ نِصۡفُ مَا عَلَى ٱلۡمُحۡصَنَٰتِ مِنَ ٱلۡعَذَابِۚ ذَٰلِكَ لِمَنۡ خَشِيَ ٱلۡعَنَتَ مِنكُمۡۚ وَأَن تَصۡبِرُواْ خَيۡرٞ لَّكُمۡۗ وَٱللَّهُ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Ary izay tsy manan-katao aminareo mba hanambady ireo mpino vavy afaka, dia makà amin’ireo andevo vavy mpino eo am-pelatananareo. Ary I Allah no tena mahafantatra ny momba ny finoanareo, satria ny sasany aminareo dia avy amin’ny sasany. Ka manambadia azy ireo ianareo araka ny fanomezan-dalana avy amin’ny fianakaviany, ary atolory azy ireo am-pahamendrehana ny vody ondry, mba ho vady ara-dalàna fa tsy ho mpijangajanga, na koa ho sakaiza fotsiny (tokantrano maso). Koa raha efa vady raikitra izy ireo (ireo vehivavy), ka nanao asa vetaveta, dia mihatra aminy ny antsasaky ny sazy izay mihatra amin’ireo vehivavy afaka. Izany dia ho an’izay matahotra ny fitondran-tena vetaveta aminareo; fa ny tsara indrindra aminareo kosa dia ny maharitra. Ary I Allah dia Mpamela heloka sy be Indrafo. info
التفاسير: