Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
159 : 4

وَإِن مِّنۡ أَهۡلِ ٱلۡكِتَٰبِ إِلَّا لَيُؤۡمِنَنَّ بِهِۦ قَبۡلَ مَوۡتِهِۦۖ وَيَوۡمَ ٱلۡقِيَٰمَةِ يَكُونُ عَلَيۡهِمۡ شَهِيدٗا

Ary tena marina fa tsy misy na dia iray amin’ireo olon’ny boky, afa-tsy hoe tena hino Azy alohan’ny fahafatesany. Ary hitsangana vavolombelona manohitra azy ireo Izy amin’ny andro farany. info
التفاسير: