Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
14 : 4

وَمَن يَعۡصِ ٱللَّهَ وَرَسُولَهُۥ وَيَتَعَدَّ حُدُودَهُۥ يُدۡخِلۡهُ نَارًا خَٰلِدٗا فِيهَا وَلَهُۥ عَذَابٞ مُّهِينٞ

Ary izay tsy nankatò an’i Allah sy ny Irany kosa, ary nandika ny didiny, dia ampidiriny ao anaty afobe, ka hitoetra ao mandrakizay. Ary ho azy ny famaizana manala-baraka. info
التفاسير: