Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
131 : 4

وَلِلَّهِ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَمَا فِي ٱلۡأَرۡضِۗ وَلَقَدۡ وَصَّيۡنَا ٱلَّذِينَ أُوتُواْ ٱلۡكِتَٰبَ مِن قَبۡلِكُمۡ وَإِيَّاكُمۡ أَنِ ٱتَّقُواْ ٱللَّهَۚ وَإِن تَكۡفُرُواْ فَإِنَّ لِلَّهِ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَمَا فِي ٱلۡأَرۡضِۚ وَكَانَ ٱللَّهُ غَنِيًّا حَمِيدٗا

Ary an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany, ary efa nodidinay ireo nomena ny boky teo alohanareo sy ianareo koa hoe : “Matahora an’I Allah ianareo”. Ary raha tsy mino ianareo, tena marina fa an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany. Ary I Allah dia Mahavita tena sy Mendri-piderana tokoa. info
التفاسير: