Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
129 : 4

وَلَن تَسۡتَطِيعُوٓاْ أَن تَعۡدِلُواْ بَيۡنَ ٱلنِّسَآءِ وَلَوۡ حَرَصۡتُمۡۖ فَلَا تَمِيلُواْ كُلَّ ٱلۡمَيۡلِ فَتَذَرُوهَا كَٱلۡمُعَلَّقَةِۚ وَإِن تُصۡلِحُواْ وَتَتَّقُواْ فَإِنَّ ٱللَّهَ كَانَ غَفُورٗا رَّحِيمٗا

Ary tsy hahavita hampitovy tanteraka ireo vehivavy vadinareo ianareo, na dia mitandrina manao ahoana aza. Nefa dia aza atao mitongilana loatra amin’ny iray amin’izy ireo ka havelanareo toy ny mihantona izy. Ary raha mifanaraka ianareo sy matahotra an’I Allah, tena marina fa I Allah dia be Famelan-keloka sy be Indrafo. info
التفاسير: