Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
128 : 4

وَإِنِ ٱمۡرَأَةٌ خَافَتۡ مِنۢ بَعۡلِهَا نُشُوزًا أَوۡ إِعۡرَاضٗا فَلَا جُنَاحَ عَلَيۡهِمَآ أَن يُصۡلِحَا بَيۡنَهُمَا صُلۡحٗاۚ وَٱلصُّلۡحُ خَيۡرٞۗ وَأُحۡضِرَتِ ٱلۡأَنفُسُ ٱلشُّحَّۚ وَإِن تُحۡسِنُواْ وَتَتَّقُواْ فَإِنَّ ٱللَّهَ كَانَ بِمَا تَعۡمَلُونَ خَبِيرٗا

Ary raha misy vehivavy matahotra ny fandaozan’ny vadiny, na ny tsy firaharahina, dia tsy misy tsiny amin’izy roa ny mifandamina, ary ny fifandaminana no tsara indrindra, ary ny fanahy dia natao hirona amin’ny fahihirana. Ary raha manao ny tsara sy manana fatahorana ianareo, dia Allah no Mahafantatra izay rehetra ataonareo. info
التفاسير: