Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
13 : 30

وَلَمۡ يَكُن لَّهُم مِّن شُرَكَآئِهِمۡ شُفَعَٰٓؤُاْ وَكَانُواْ بِشُرَكَآئِهِمۡ كَٰفِرِينَ

Ary tsy hanana mpanelanelana izy ireny avy amin’ireo izay nataony ho mpiara-miombon’antoka Aminy (Allah), ary izy ireo dia hitsipaka ireny mpiara-miombon’antoka nataony ireny. info
التفاسير: