Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
49 : 3

وَرَسُولًا إِلَىٰ بَنِيٓ إِسۡرَٰٓءِيلَ أَنِّي قَدۡ جِئۡتُكُم بِـَٔايَةٖ مِّن رَّبِّكُمۡ أَنِّيٓ أَخۡلُقُ لَكُم مِّنَ ٱلطِّينِ كَهَيۡـَٔةِ ٱلطَّيۡرِ فَأَنفُخُ فِيهِ فَيَكُونُ طَيۡرَۢا بِإِذۡنِ ٱللَّهِۖ وَأُبۡرِئُ ٱلۡأَكۡمَهَ وَٱلۡأَبۡرَصَ وَأُحۡيِ ٱلۡمَوۡتَىٰ بِإِذۡنِ ٱللَّهِۖ وَأُنَبِّئُكُم بِمَا تَأۡكُلُونَ وَمَا تَدَّخِرُونَ فِي بُيُوتِكُمۡۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَأٓيَةٗ لَّكُمۡ إِن كُنتُم مُّؤۡمِنِينَ

Ary Iraka ho amin’ny zanak’Israely izy, ka hilaza amin’izy ireo hoe : “Lazaiko marina fa tonga eto aminareo aho miaraka amin’ny porofo famantarana avy amin’ny Tomponareo. Fa izaho hamboatra ho anareo avy amin’ny fotaka natao endrika vorona, avy eo dia ho tsofiko izany; ary ho tonga vorona noho ny herin’Allah. Hampahiratra ny jamba aho, ary hanasitrana ny boka, hamelona ny maty amin’ny herin’Allah aho. Hampahafantatra anareo izay ho haninareo, sy izay hangoninareo any an-tokantranonareo ihany koa aho. Lazaiko marina aminareo, fa ao anatin’izany dia tena misy famantarana ho anareo, raha tena mpino tokoa ianareo, info
التفاسير: