Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
177 : 3

إِنَّ ٱلَّذِينَ ٱشۡتَرَوُاْ ٱلۡكُفۡرَ بِٱلۡإِيمَٰنِ لَن يَضُرُّواْ ٱللَّهَ شَيۡـٔٗاۖ وَلَهُمۡ عَذَابٌ أَلِيمٞ

Tena marina fa ireo izay nanakalo ny tsy finoana amin’ny finoana, dia tsy havita hanao ratsy amin’i Allah na dia kely aza. Ary ho azy ireo ny famaizana mamirifiry. info
التفاسير: