Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
170 : 3

فَرِحِينَ بِمَآ ءَاتَىٰهُمُ ٱللَّهُ مِن فَضۡلِهِۦ وَيَسۡتَبۡشِرُونَ بِٱلَّذِينَ لَمۡ يَلۡحَقُواْ بِهِم مِّنۡ خَلۡفِهِمۡ أَلَّا خَوۡفٌ عَلَيۡهِمۡ وَلَا هُمۡ يَحۡزَنُونَ

Faly izy ireo tamin’ireo tombontsoa natolon’i Allah azy ireo, ary mampahafantatra ireo izay mbola tsy namonjy azy ireo, izay ho avy ao aoriany : “ Tsy misy tokony hampatahotra azy ireo, ary tsy tokony alahelo izy ireo ”. info
التفاسير: