Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
168 : 3

ٱلَّذِينَ قَالُواْ لِإِخۡوَٰنِهِمۡ وَقَعَدُواْ لَوۡ أَطَاعُونَا مَا قُتِلُواْۗ قُلۡ فَٱدۡرَءُواْ عَنۡ أَنفُسِكُمُ ٱلۡمَوۡتَ إِن كُنتُمۡ صَٰدِقِينَ

Ireo izay niteny tamin’ireo rahalahiny, sady nijanona tsy nandeha ka niteny nanao hoe : “ Raha nanaraka ny teninay izy ireo dia tsy mba maty novonoina ” ka Teneno ny hoe : “ Dia arovy tsy iharan’ny fahafatesana àry ny Tenanareo, raha marina ny Anareo ”. info
التفاسير: