Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
152 : 3

وَلَقَدۡ صَدَقَكُمُ ٱللَّهُ وَعۡدَهُۥٓ إِذۡ تَحُسُّونَهُم بِإِذۡنِهِۦۖ حَتَّىٰٓ إِذَا فَشِلۡتُمۡ وَتَنَٰزَعۡتُمۡ فِي ٱلۡأَمۡرِ وَعَصَيۡتُم مِّنۢ بَعۡدِ مَآ أَرَىٰكُم مَّا تُحِبُّونَۚ مِنكُم مَّن يُرِيدُ ٱلدُّنۡيَا وَمِنكُم مَّن يُرِيدُ ٱلۡأٓخِرَةَۚ ثُمَّ صَرَفَكُمۡ عَنۡهُمۡ لِيَبۡتَلِيَكُمۡۖ وَلَقَدۡ عَفَا عَنكُمۡۗ وَٱللَّهُ ذُو فَضۡلٍ عَلَى ٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Ary efa notanterahin’i Allah ny fampanantenana izay nomeny Anareo, rehefa nopotipotehanareo tanteraka izy ireo nohon'ny heriny, mandra-pileferanareo tsy hiady intsony, ka nifanolana Ianareo mahakasika ny baiko, ary tsy nankato Ianareo taorian’ny nampahitany Anareo izay tianareo [57]. Misy Aminareo no maniry ny fiainana eto an-tany, ary misy Aminareo koa no maniry ny fiainana any an-koatra. Rehefa avy eo dia nohalaviriny azy ireo Ianareo, mba hitsapany Anareo. Ary efa nandefitra Taminareo tokoa Izy. Ary i Allah dia tompom-pahasoavana ho an’ireo mpino. info
التفاسير: