Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
151 : 3

سَنُلۡقِي فِي قُلُوبِ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ ٱلرُّعۡبَ بِمَآ أَشۡرَكُواْ بِٱللَّهِ مَا لَمۡ يُنَزِّلۡ بِهِۦ سُلۡطَٰنٗاۖ وَمَأۡوَىٰهُمُ ٱلنَّارُۖ وَبِئۡسَ مَثۡوَى ٱلظَّٰلِمِينَ

Ho alatsakay ao am-pon’ireo izay tsy nino ny fatahorana, noho izy ireo manakambana an’i Allah amin’ireo izay tsy nampidinany porofo na dia kely aza. Ary ny Afobe no fonenan’izy ireo, ary ratsy tokoa izany fonenan’ireo mpanao ny tsy rariny izany ! info
التفاسير: