Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
45 : 29

ٱتۡلُ مَآ أُوحِيَ إِلَيۡكَ مِنَ ٱلۡكِتَٰبِ وَأَقِمِ ٱلصَّلَوٰةَۖ إِنَّ ٱلصَّلَوٰةَ تَنۡهَىٰ عَنِ ٱلۡفَحۡشَآءِ وَٱلۡمُنكَرِۗ وَلَذِكۡرُ ٱللَّهِ أَكۡبَرُۗ وَٱللَّهُ يَعۡلَمُ مَا تَصۡنَعُونَ

Tanisao izay nambara taminao avy amin’ny Boky, ary tanteraho ny vavaka (soalat). Tena marina fa ny vavaka (soalat) dia manakana amin’ny asa vetaveta sy ny asa ratsy. Fa ny fahatsiarovana an’I Allah no tena lehibe indrindra. Ary Allah dia mahafantatra izay ataonareo. info
التفاسير: